plt_tn/psa/115/007.md

773 B

Ireo sampy ireo manan-tanana

Tsy hoe tena manan-tanana,tongotra, na vava akory ireo sampy. Fa kosa, nanao ireny mba hisy tanana, tongotra, ary vava ny olona. Ny mpanoratra manamafy fa tsy tena manan'aina ireo sampy ireo. Azona atao mazava tsara izany andinindininy azo izany. DH: "Nanisy tanana an'ireo sampy ny olona"

fa tsy mahatsapa

"fa tsy mahatsapa ireo tanana ireo"

Izay nanao azy ireo dia mitovy aminy, tahaka izay rehetra mitoky aminy

Ireo izay nanamboatra sy nanompo sampy dia tonga tsy misy aina ary tsy manan-kery, tahaka an'ireo sampy ireo ihany. Ny hevitr'izany fanambarana izany manontolo dia azo atao mazava tsara. DH: "Ireo izay manamboatra sy manompo ireny dia tonga tsy misy aina tahaka azy ireny, tahaka ny ataon'ny rehetra mitoky amin'ireny"