plt_tn/psa/111/007.md

16 lines
766 B
Markdown

# ireo asan'ny tanany
Eto ny teny "tanana" dia manondro an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "ireo asa izay nataony"
# Mitoetra mandrakizay izany
Izany dia midika fa tsy miova ireo fampianaran'i Yaveh ary maharitra mandrakizay. DH: "Efa nampitoetra ireny mandrakizay Izy" na "Haharitra mandrakizay ireny"
# mba hitandremana amim-patokiana sy amin'ny tokony ho izy
Ireo mety ho heviny dia 1) nanome ireo fampianarany tamin'ny fomba mahatoky sy mifanaraka Yaveh na 2) tokony hitandrina ireo fampianaran'i jesosy amin'ny fomba mahatoky sy marina ny olony. DH: "ho an'ny olony mba hitandreman'izy ireo amim-pahatokiana sy aminy rariny"
# masina sy mahatahotra ny anarany
Eto ny teny "anarana" dia manondro an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "masina sy mahatalanjona Yaveh"