plt_tn/psa/109/028.md

20 lines
891 B
Markdown

# Na dia manozona ahy aza izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro an'ireo olona izay miampanga an'i Davida sy milaza zava-dratsy momba azy.
# fa aoka ny mpanomponao kosa hifaly
"fa aoka kosa aho, mpanomponao, hifaly" na "Mpanomponao aho, ka aoka hifaly." Davida mampiasa ny andianteny "ny mpanomponao" mba hanondroana ny tenany.
# Aoka hitafy henatra ireo rafiko ... aoka hiakanjo ny fahamenarany izy ireo
Ireo andianteny roa ireo dia mitovy hevitra ary ampiasaina miaraka mba ho fanamafisana ny haben'ny faniriany azy ireo ho menatra.
# hitafy henatra
Eto Davida miteny azy ireo menatra toy ny hoe henatra no fitafiana anaovan'izy ireo. DH: "ho menatra tokoa"
# aoka hiakanjo ny fahamenarany ho tahaka ny tohitena
Davida miteny azy ireo menatra toy ny hoe tohitena anaovan'izy ireo ny henatra. DH: "aoka ny henatr'izy ireo no hanarona azy ireo tahaka ny tohitena mamono azy ireo"