20 lines
789 B
Markdown
20 lines
789 B
Markdown
# ento amim-pahalemem-panahy aho
|
|
|
|
Izany dia fangatahana ho an'i Yaveh mba hitondra azy amin-pahalemem-panahy.
|
|
|
|
# noho ny amin'ny anaranao
|
|
|
|
"noho ny amin'ny lazanao"
|
|
|
|
# ory sy mahantra
|
|
|
|
Ireo teny roa ireo dia mitovy hevitra ary manamafy fa tsy afaka manampy ny tenany izy.
|
|
|
|
# voaratra ao anatiko ny foko
|
|
|
|
Eto Davida dia miteny ny haben'ny fahadisoam-panantenany tahaka ny hoe noratrana ny fony. DH: "feno alahelo aho ary diso fanantenana"
|
|
|
|
# Mihena tahaka ny aloka ... tahaka ny valala
|
|
|
|
Davida mahatsiaro tena efa hofaty sy mamaritra izay fahatsapany izany amin'ny fampitahana ny tenany amin'ny aloka mihalefy ary amin'ny fomba hitsofan'ny rivotra ny valala. DH: "Mahatsiaro tena efa hofaty aho, tahaka ny aloka andro hariva izay hanjavona tsy ho ela, tahaka ny valala moratsofin-drivotra"
|