12 lines
452 B
Markdown
12 lines
452 B
Markdown
# Aoka ny ozony ho tahaka ny fitafiana izay handrakofany ny tenany
|
|
|
|
Nitafy ny akanjony foana ny olona isan'andro. Davida miteny ny tenany voarakotra ozona foana toy ny voarakotry ny lambany. DH: "Aoka ny ozony ho eo aminy isan'andro tahaka ny fitafiana anaovany"
|
|
|
|
# tahaka ny fehikibo izay anaovany mandrakariva
|
|
|
|
"ary aoka ny ozony ho eo aminy mandrakariva tahaka ny fehikibo anaovany foana"
|
|
|
|
# Aoka izany ho valisoa
|
|
|
|
"Aoka ireo ozona ireo ho valisoa"
|