plt_tn/psa/106/001.md

12 lines
431 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Iza no hahatantara ireo asa lehibe nataon'i Yaveh ... ireo asany mendri-piderana?
Ny mpanoratra mametraka fanontaniana mba hiderana an'Andriamanitra ary tsy manantena valiny akory. DH: "Tsy misy mahatantara ireo asa maherin'i Yaveh ... ireo asany mendri-piderana."
# ireo asany mendri-piderana?
"asa izay mendri-piderana"