plt_tn/psa/103/011.md

706 B

Tahaka ny haavon'ny lanitra ... amin'ireo izay manome voninahitra Azy

Ny fampitahana dia mampitaha ny elanelana be eo amin'ny lanitra sy tany amin'ny haben'ny fitiavan'Andriamanitra ho an'ny vahoakany.

Tahaka ny halaviran'ny atsinanana ... hanesorany ny heloky ny fahotantsikaamintsika

Ny elanelana eo amin'ny andrefana sy atsinanana dia tena lavitra ka tsy hay refesina. Amin'ity fampitahana ity, izany elanelana izany dia ampitahaina amin'ny fomba hanesoran'Andriamanitra ny helotsika amintsika.

Tahaka ny ray mangoraka ny zanany ... izay manome voninahitra Azy

Eto ny mpanoratra dia mampitaha ny fiantran'ny ray amin'ny zanany amin'ny fiantran'i Yaveh ho an'ireo izay manome voninahitra Azy.