plt_tn/psa/103/001.md

829 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Salamo nataon'i Davida

Ireo mety ho heviny dia 1) Davida no nanoratra ny salamo na 2) ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

Hidera an'i Yaveh amin'ny fiainako rehetra aho, sy izay rehetra ato anatiko, hidera ny anarany masina aho

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy ny haben'ny fiderany an'i Yaveh. DH: "Hidera an'i Yaveh amin'izay rehetra ato anatiko"

hidera ny anarany masina

Izany dia manondro fiderana ny anaran'i Yaveh ho Yaveh.

izay rehetra ato anatiko

"ny amiko rehetra" na "Izaho manontolo." Davida mampiasa ity andianteny ity mba hanondroana ny tenany ary hanamafisana ny fanoloran-tenany ho an'i Yaveh.