plt_tn/psa/098/007.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown

# Aoka hihiaka ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy
Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe olombelona afaka mihiaka ho an'Andriamanitra ny ranomasina. DH: "Aoka izany ho toy ny hoe mihiaka ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy"
# izao tontolo izao sy izay rehetra monina ao aminy
Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe izao tontolo izao no olombelona. DH: "ary aoka izao tontolo izao sy izay rehetra ao aminy hihiaka"
# Aoka ny renirano hiteha-tanana, ary aoka ny tendrombohitra hihiaka fifaliana
Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe olona afaka hiteha-tanana sy hihiaka ny renirano sy ny tendrombohitra. DH: "Aoka izay ho toy ny hoe miteha-tanana ny renirano ary ny tendrombohitra nihiaka fifaliana"
# izao tontolo izao ... ireo firenena
Ireo andianteny ireo dia sarinteny ho an'ny "vahoakan'izao tontolo izao" ary "ny vahoaka izay monina any amin'ireo firenena"
# ireo firenena amin'ny hitsiny
"hitsara ireo firenena amin'ny fahitsiana Izy"
# amin'ny hitsiny
"amim-pahitsiana" na "mampiasa ny miralenta ho an'ny olon-drehetra"