plt_tn/psa/094/008.md

827 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra izao dia mampianatra ny olona ratsy fanahy.

rahoviana ianareo no mba hianatra?

Ity fanontaniana fampisainana ity dia manamafy ny hatezeran'ny mpanoratra amin'ny olona ratsy fanahy izay itenenany. Ity fanontaniana ity dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "ajanòny hatreo ireo fomba ratsinareo!" na "mianara amin'ny fahadisonareo!"

Izy izay nanao ny sofina, moa ve tsy mandre Izy? Izy izay nanao ny maso, moe ve tsy mahita Izy?

Ireo fanontaniana fampisainana ireo dia azo adika ho fanambarana tsotra na filaza mandidy. DH: "Andriamanitra nanao ny sofina, mba hahenoiny. Andriamanitra nanao ny maso, mba hahitany." na "Andriamanitra nanao ny sofina, koa ajanony ny fihetsika mody tsy maheno. Andriamanitra nanao ny maso, ko ajanony ny fihetsika mody tsy mahita."