12 lines
369 B
Markdown
12 lines
369 B
Markdown
# fiangonan'ireo masina
|
|
|
|
"ny fiarahan'ireo masina" na "ny fiarahan'ireo anjely"
|
|
|
|
# iza no mahery toa Anao, ry Yaveh?
|
|
|
|
Ny mpanoratra manontany mba hanamafisana fa tsy misy mahery tahaka an'i Yaveh.
|
|
|
|
# Mandrakotra Anao ny fahamarinanao
|
|
|
|
Yaveh manatanteraka hatrany izay nampanantenainy hatao dia lazaina toy ny hoe lamba na fitafy mandrakotra azy ny fahamarinan'i Yaveh.
|