20 lines
1.2 KiB
Markdown
20 lines
1.2 KiB
Markdown
# Ho ambaraina ao am-pasana ve ny famindram-ponao, ary ny fahitsianao any amin'ny fitoeran'ny maty?
|
|
|
|
hidera ny fahatokian'Andriamanitra ny maty. DH: "Tsy hisy hanambara ny famindramponao sy ny fahitsianao ny any am-pasana."
|
|
|
|
# am-pasana ... ny fitoeran'ny maty ... ny aizina ... ny toeran'ny fanadinoana
|
|
|
|
Ireo rehetra ireo dia maneho toerana izay alehan'ny olona rehefa maty.
|
|
|
|
# ny fahitsianao any amin'ny fitoeran'ny maty?
|
|
|
|
Azo adika ho fehezanteny misaraka izany. DH: "Ho ambaraina any amin'ny fitoeran'ny maty ve ny fahitsianao?" na " tsy hanambara ny fahitsianao ireo maty."
|
|
|
|
# Ho fantatra any amin'ny aizina ve ny asanao mahagaga, na ny fahamarinanao any amin'ny toeran'ny fanadinoana?
|
|
|
|
Ireo fanontaniana roa ireo dia midika zavatra mitovy. Ny mpanoratra mampiasa fanontaniana mba hanamafisana fa tsy afaka hiaina na hanambara ireo zava-dehibe ataon'Andriamanitra ireo efa maty. DH: "Tsy hiresaka momba ireo asa mahagaga sy ny fahamarinanao any amin'ny toeran'ny maty noadinoina ny olona."
|
|
|
|
# na ny fahamarinanao any amin'ny toeran'ny fanadinoana?
|
|
|
|
Azo adika ho fehezanteny misaraka izany. DH: "Ny fahamarinanao ve ho fantatra any amin'ny toeran'ny fanadinoina?" na "Ireo izay any amin'ny toeran'ny fanadinoina tsy hahalala momba ireo zava-marina ataonao."
|