plt_tn/psa/078/058.md

312 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra manohy mamaritra izay nataon'Andriamanitra ho an'ny vahoakan'Israely.

izy ireo nampatezitra Azy tamin'ny fitoerana avon'izy ireo ary nihantsy ny hasarotam-piarony tamin'ireo sampy

Ireo andianteny roa ireo dia mifanindry lalana ary manana hevitra mitovy.