plt_tn/psa/078/044.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra manoritsoritra izay nataon'Andriamanitra.

andian-dalitra

lalitra maro loatra ka toa rahona ny fijery azy

izay nandevona azy ireo

Nanao ireo Egyptiana ho tsy faly mihitsy ny lalitra raha nanaikitra azy ireo.

Nomeny ny sompanga ny famboleny ary ny asany nomeny ny valala

"namela ny sompanga hihinana ny fambolen'izy ireo rehetra ary namela ny valala hihinana izay rehetra niasany mafy mba hamokatra."

niely

"nandehandeha teny rehetra teny"

sompanga

Bibikely mpihinan-javamaitso misy tongo-dava ampiasaina hitsambikinana

Nomeny ny sompanga ny famboleny

Asafa miteny ny fambolena toy ny fanomezana izay nomen'Andriamanitra ny valala. DH: "Izy namela ny valala hihinana ny fambolen'izy ireo"

ny asany nomeny ny valala

"nomeny ho an'ny valala ny asany." Asafa miteny ny asan'ny vahoaka toy ny hoe fanomezana izay nomen'Andriamanitra ny valala. Ny teny "asa" dia sarinteny ho an'ny fambolena izay namokaran'ny asan'izy ireo. DH: "namela ny valala hihinana ireo fambolena izay niasan'izy ireo mafy mba hamokatra Izy"