plt_tn/psa/078/038.md

539 B

namela ny helok'izy ireo

"namela heloka azy ireo na dia nahavita asa ratsy azy izy ireo"

mihazona ny hatezerany

Asafa miteny ny hatezeran'Andriamanitra toy ny hoe olona tezitra izay hazonin'Andriamanitra amin'ny famelezana an'ilay nampatezitra azy. DH: "tsy nanafay azy ireo na dia tezitra taminy aza Izy"

tsy nanetsika ny fahavinirany rehetra

Asafa miteny ny fahaviniran'Andriamanitra toy ny hoe olona te hatory izay navelan'Andriamanitra hatory ary tsy nifoha. DH: "tsy namela ny tenany ho tonga tezitra loatra amin'izy ireo"