plt_tn/psa/078/003.md

303 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny andininy 3 manohy ny fehezanteny nanomboka tamin'ny andiniiny 2.

Tsy hanafina ireny amin'ny taranak'izy ireo izahay

"Hitantara ny momba ireny amin'ireo taranakay tokoa izahay"

ireo asa mendri-piderana nataon'i Yaveh

"ireo zavatra nideranay an'i Yaveh"