plt_tn/psa/069/020.md

530 B

Nandratra ny foko

Ity fomba fiteny ity midika fa malahelo loatra ny olona. DH: "nanafintohina ahy tanteraka" (UDB)

feno fahavesarana aho

Ny alahelo mafin'ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe izy feno enta-mavesatra. DH: "vesarin'alahelo aho"

hiantra

mangoraka na malahelo

Nanome ahy poizina izy ireo ho sakafoko

Mety ho hevitra ambadika fotsiny izany. Ny sakafo izay nomen'ny olona ho an'ny mpanoratra dia tena ratsy ka tahaka ny poizina ny tsirony. DH: "Nanome ahy hanina izay nanan-tsiro tahaka ny poizina" (UDB)