plt_tn/psa/049/012.md

362 B

Fa ny olona, manana harena kosa

"Fa ny lehilahy kosa, na dia manan-karena aza izy"

Izany, lalan'izy ireo izany, no ho fahadalany

Ny mpanoratra miteny ny hanjo ny adala toy ny hoe toerana aleha amin'ny fiafaran'ny lalankely izay andehanany. DH: "Izany no hanjo ireo izay manao fahadalana"

kanefa aorian'izy ireo

"kanefa aorian'ny hahafatesan'izy ireo"