8 lines
377 B
Markdown
8 lines
377 B
Markdown
# Mamelatra fandrika ho ahy
|
|
|
|
Ireo teti-dratsin'ireo fahavalon'ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe fandrika izay novelarin'izy ireo hisamborana azy toy ny biby. DH: "mamelatra fandrika hisamborana ahy" (UDB)
|
|
|
|
# miteny fahapotehana ary milaza teny fitaka
|
|
|
|
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy ny maha mpanimba izay lazain'ny olona"
|