plt_tn/psa/036/005.md

16 lines
690 B
Markdown

# mipàka amin'ny lanitra
Ny fahalehibiazan'ny famindrampon'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe tena avo. DH: "dia avo tahaka ny lanitra" na "dia lehibe dia lehibe"
# mahatratra ny rahona
Ny fahalehibiazan'ny fahatokian'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe tena avo. DH: "dia avo tahaka ny rahona" na "dia lehibe dia lehibe"
# tahaka ny tendrombohitr'Andriamanitra ... tahaka ny lalim-be
Ireo andianteny roa ireo dia manoritsoritra ny fahalehibiazan'ny fahamarinana sy fitsaran'Andriamanitra toy ny hoe tena avo sy lalina. DH: "avo tahaka ny tendrombohitra avo indrindra ... lalina tahaka ny ranomasina lalina indrindra"
# Ianao no mitahiry
"Ianao no manampy" na "Ianao no mamonjy"