plt_tn/psa/033/022.md

8 lines
211 B
Markdown

# homba anay
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "vonjeo izahay." DH: "miasa hahatsara anay" na "vonjeo izahay" na "arovy izahay"
# raha mametraka ny fanantenanay izahay
"raha manantena ny famonjenao izahay"