plt_tn/psa/025/020.md

505 B

mialoka Aminao

Ny fankanesana any amin'i Yaveh hitady fiarovana dia lazaina ho fialofana ao aminy. DH: "mankany aminy hitady fialofana"

Hiaro ahy anie ny fahitsiana sy ny fahamarinana

Ity dia miresaka momba ny "fahitsiana" sy "fahamarinana" toy ny hoe olona ireo ary afaka mihazona olona iray hafa ho azo antoka. Ireo anarana roa ireo dia azo avadika ho mpamaritoetra. DH: "Hiaro ahy anie ny maha olo-marina sy ny fanaovana izay marina" na "Arovy aho, Tompo o, satria aho marina sy manao ny tsara"