plt_tn/psa/025/010.md

12 lines
484 B
Markdown

# Ireo lalan'i Yaveh rehetra dia fitiavana maharitra sy fahatokiana
Ny teny hoe "lalana" dia sarintenin'ny fomba. DH: "Yaveh dia tia antsika mandrakariva nohon'ny fanekeny ary marina mandrakariva"
# noho ny amin'ny anaranao
Ny andianteny hoe "ny anaranao" eto dia manondro ny lazan'i Yaveh. DH: "Ho an'ny lazanao" na "Mba hanome voninahitra Anao ny olona"
# mamelà ny heloko, fa lehibe izany
Ny anarana "heloka" dia azo atao hoe "nanota." DH: "Mamelà ahy, fa nanota tokoa aho"