plt_tn/psa/018/022.md

28 lines
831 B
Markdown

# ireo lalàny marina rehetra ... mbola tsy nivadika tamin'izany aho
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy. Ny mpanoratra mamerimberina ireo hevitra ireo ho fanamafisana.
# efa teo anoloako
"efa nitarika ahy" na "tsaroako foana"
# Tsy nanan-tsiny aho ... nitandrin-tena tamin'ny fahotana
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy. Ny mpanoratra mamerimberina ireo hevitra ireo ho fanamafisana.
# Tsy nanan-tsiny teo anatrehany
"tsy nanan-tsiny araka an'Azy"
# nitandrin-tena tamin'ny fahotana
"tsy nanota aho"
# nadio ny tanako
Ny manana "tanana madio" midika fa olona iray tsy manan-tsiny amin'ny fanaovan-dratsy. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 18:20. DH: "marina avokoa ireo asako rehetra"
# teo imasony
Manondro ny fanatrehan'Andriamanitra izany. DH: "eo anatrehany" na "araka an'Azy"