plt_tn/psa/018/015.md

649 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra manohy milaza ny hery lehiben'i Yaveh.

Avy eo dia nipoitra ireo fantson-drano; naharihary ireo fanambanin'ny tany

Ireo fehezanteny roa ireo dia manana hevitra mitovy. Azo atao tso-drafitra izany. DH: "Dia niseho ny fantson-drano ary niharihary ny fara-lalin'ny ranomasina; nasehonao ny fanambanin'ny tany"

tamin'ny fipoaky ny fofon'ain'ny vavoronao

Na dia tsy manana endrik'olombelona toy izay fariparitana eto aza Andriamanitra, mahery indrindra izany kisarisary izany. Ny rivotra eto dia lazaina toy ny hoe tonga tahaka ny fipoahana maherivaika eo amin'ny vavoron'Andriamanitra izany.