plt_tn/psa/018/002.md

834 B

Yaveh no vatolampiko

Davida mietny an'i Yaveh toy ny hoe vatolampy Izy. Ny teny hoe "vatolampy" dia kisarisarina toerana azo antoka.

vatolampiko, fiarovana mafy ho ahy

Ny teny hoe "vatolampy" sy "fiarovana mafy" eto dia mifampizara hevitra mitovy ary manamafy fa Yaveh mamatsy fiarovana amin'ireo fahavalo.

mialoka ao Aminy aho

Ny fankanesana any amin'i Yaveh hitady fiarovana dia lazaina ho fialofana ao aminy. DH: "mankany aminy hitady fialofana"

ampingako, tandroky ny famonjena ahy, sy fiarovana mafy ho ahy

Davida miteny an'i Yaveh toy ny hoe "ampinga" Izy, "ny tandroky" ny famonjena azy, sy "fiarovana mafy" ho azy. Yaveh irery ihany no miaro azy amin'ny ratsy. Misy hevitra itovizana averimberina amin'ny fomba telo eto mba ho fanamafisana.

ho avotra amin'ireo fahavaloko

"ho voavonjy amin'ireo fahavaloko"