plt_tn/psa/016/011.md

215 B

hafaliam-be ny eo anatrehanao

Ny mpanoratra miteny ny "hafaliana" toy ny hoe olona.

an-tanan-kavananao

Ny teny "tanan-kavanana" dia manondro ny fanatrehan'Andriamanitra manokana. DH: "rehefa eo anilanao aho"