8 lines
307 B
Markdown
8 lines
307 B
Markdown
# Fa matoky ny famindramponao aho
|
|
|
|
Amin'ny fitenenana ny "famindrampon'"i Yaveh, Davida dia matoky an'i Yaveh hitia azy. DH: "Matoky aho fa hitia ahy amim-pahatokiana Ianao" (UDB)
|
|
|
|
# mifaly amin'ny famonjenao ny foko
|
|
|
|
Ny "foko" eto dia maneho ilay olona manontolo. DH: "Hifaly aho satria namonjy ahy Ianao"
|