plt_tn/psa/006/001.md

24 lines
726 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tonokalo Hebreo.
# Ho an'ny mpiventy hira
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"
# Ampiarahana amin'ny lokanga
"Tokony hitendry zava-maneno misy tadiny ny olona amin'ity hira ity"
# atao amin'ny fomba Al-shasheminith
Mety manondro fomba ara-mozikaly ity
# Salamo nataon'i Davida
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
# mangovitra ny taolako
Ny taolana dia maneho ny tena manontolo. Mety hoe efa nangovitra ny taolany satria narary izy na koa reraka loatra. DH: "mangovitra ny vatako manontolo"