plt_tn/pro/31/22.md

12 lines
261 B
Markdown

# rongony manify
lamba vita amin'ny kofehin-drongony
# Ny vadiny no fantatra
Ny matoanteny "fantatra" dia sarinteny ilazana ny fanajana. DH: "Manaja ny vadiny ny olona"
# rehefa mipetraka miaraka amin'ny loholon'ny tany izy
manao lalàna ary mandamina ady