plt_tn/pro/31/20.md

16 lines
576 B
Markdown

# Manatsotra ny tanany amin'ny olona mahantra
Ny tanana dia fibangoan-teny ilazana ny fanampiana atolotr'ilay vehivavy amin'ny fampiasana ny tanany. DH: "manampy ny mahantra"
# Manatsotra ny tanany amin'ny
Ireo teny ireo dia fandikan-teny mitovy amin'ny teny izay nadika hoe "apetrany eo amin'ny ... ny tanany" ao amin'ny 31:18.
# mitafy volon'ondry mena
Eto ny "volon'ondry mena" dia tsy maneho ny lokon'ilay lamba akory, fa lafo sady mafana ilay karazan-damba. DH: "manana fitafiana lafo vidy sy mafana"
# volon'ondry mena
Loko mena, saingy manopy volomboasary kely.