plt_tn/pro/31/10.md

12 lines
453 B
Markdown

# Iza no afaka mahita vehivavy mahay?
Mametraka fanontaniana ny mpanoratra mba hampisehoana fa manomboka fizarana vaovao izy. DH: "Tsy maro ny lehilahy afaka mahita vady mahay." na "Tsy maro ny lehilahy afaka mahita vady izay mahavita manao zavatra maro"
# Ny lanjany dia mihoatra lavitra noho ny firavaka
"Sarobidy noho ny firavaka izy"
# tsy hahantra mihitsy izy
Io fanalefahan-kevitra io dia azo atao hoe DH: "ho azony mandrakariva izay ilainy"