16 lines
745 B
Markdown
16 lines
745 B
Markdown
# Mihovitrovitra eo ambanin'ny zavatra telo ny tany, ary ambanin'ny zavatra efatra no tsy zakany
|
|
|
|
Ny fampiasana ny isa "telo" sy "efatra" eto dia fomba fanehoana ny hay kanto. "Misy zavatra maromaro mampihovitrovitra ny tany, hany ka tsy zakany. Ny efatra amin'ireo dia:"
|
|
|
|
# adala raha voky hanina
|
|
|
|
Io dia azo adika hoe DH: "ny adala izay voky hanina"
|
|
|
|
# vehivavy ankahalaina raha ampakarina
|
|
|
|
Izany hoe, efa nankahala am-pahamarinana azy mialoha ny nanambadiany ny olona; vao manambady izy, dia ho ratsy lavitra noho ny talohan'ny nanambadiany. Io dia azo adika hoe DH: "vehivavy izay halan'ny olo-marina rehefa nanambady" na "vehivavy izay voaroakan'ny fiaraha-monina rehefa manambady"
|
|
|
|
# maka ny toeran'ny tompo vaviny
|
|
|
|
manapaka ny tokantrano
|