16 lines
520 B
Markdown
16 lines
520 B
Markdown
# Voazaha toetra
|
|
|
|
Ny teny dia resahina toy ny hoe vy izay mila olona hanadao ny singa maloto hiala aminy. DH: "tahaka ny vy sarobidy izay nanesoran'ny olona ny singa tsy misy ilàna azy rehetra"
|
|
|
|
# ampinga ho an'ireo izay mialoka aminy Izy
|
|
|
|
Ny teny hoe "ampinga" dia sarinteny ilazana ny zavatra izay miaro ny olona iray. DH: "miaro ireo izay tonga ka mangataka Azy mba hiaro azy ireo Izy"
|
|
|
|
# manampy amin'ny teniny
|
|
|
|
milaza mihoatra izay nolazainy
|
|
|
|
# ho voaporofo fa
|
|
|
|
Io dia azo atao hoe DH: "ho porofoiny fa ianao dia"
|