plt_tn/pro/29/23.md

1007 B

izay manana fanahy mietry kosa dia homem-boninahitra

Io dia azo adika hoe DH: "hanome voninahitra ny olona izay manana fanahy mietry ny olona" na "ny olona izay manana fanahy mietry dia hahazo voninahitra avy amin'ny olona" na "Hataon'i Yaveh manome voninahitra ny olona manana fanahy mietry ny olona"

mankahala ny ainy ihany

"zary fahavalony ihany"

mandre ny ozona izy fa tsy miteny na inona na inona

Ireo mety hoe heviny dia 1) nampanaovin'ny olona voady ilay iray "izay mizara amin'ny mpangalatra" mba hilaza ny marina ny amin'izay fantany momba izay nangalarin'ilay mpangalatra, ary fantany fa ho saziana izy raha milaza ny marina. DH: "tsy sahy mijoro vavolombelona amin'ny voady izy" na 2) tsy hain'ny olona hoe iza ilay mpangalatra fa miantso an'Andriamanitra hanozona azy izy ireo, ary ilay iray "izay mizara" dia matahotra ny hiaiky ary noho izany dia mivoaka miaraka amin'ny ozona satria matahotra an'ilay mpangalatra. DH: "tsy milaza na inona na inona izy na dia nozonin'ny olona aza"