plt_tn/pro/29/13.md

325 B

mpampahory

olona izay mampijaly ny olona ary manasarotra ny fiainany

Yaveh dia manome hazavana ho an'ny mason'izy roa ireo

"Mamelona azy roa tonta Yaveh" no dikan'io fomba fiteny io.

ny seza fiandrianany

Ny seza fiandrianana dia ilazana ny fanjakana izay hanjakany eo amin'ny seza fiandrianany. DH: "ny fanjakany"