plt_tn/pro/29/11.md

265 B

mihaino lainga

Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 17:3 io.

ho ratsy fanahy avokoa ireo manam-pahefany rehetra

Ny ataon'ny mpanapaka dia resahina amin'ny filazana ny voka-dratsy haterany. DH: "toy ny hoe mampianatra ireo manam-pahefany ho ratsy fanahy izy"