plt_tn/pro/29/09.md

20 lines
487 B
Markdown

# miady hevitra amin'ny
Ny mety ho dikany hafa dia "mankany amin'ny fitsarana hanohitra."
# romotra izy ary mihomehy
Lasa tezitra mafy ilay adala ary mitady hanakana ny olon-kendry tsy hiteny na ny mpitsara tsy hitsara.
# romotra
Miteny mafy sady mihendratrendratra ary mihozatrozatra amin'ny fihetsika mahery tahaka ny tafiotra mahery vaika.
# tsy hisy fitsaharana
"tsy ho afaka ny handamina ilay olona izy ireo"
# mifofo ny ain'ny
Fomba fiteny izay midika hoe "te hamono" io.