12 lines
433 B
Markdown
12 lines
433 B
Markdown
# Ny vy mandranitra vy; tahaka izany, ny lehilahy mandranitra ny namany
|
|
|
|
Ireto andian-teny roa ireto dia mampitaha ny fahafahan'ny vy sy ny olona hivoatra. DH: "Tahaka ny fandranitan'ny vy ny singam-by hafa, dia toy izany koe ny toetran'olona dia mivoatra amin'ny fifandraisany amin'ny namany"
|
|
|
|
# mikarakara
|
|
|
|
"miahy"
|
|
|
|
# izay miaro ny tompony dia homen-boninahitra
|
|
|
|
Io dia azo adika hoe DH: "hanaja ilay iray izay miaro azy ny tompo"
|