plt_tn/pro/26/20.md

12 lines
464 B
Markdown

# mpifosa
olona mifosa lava
# Toy ny arina mampirehitra ny vain'afo sy ny kitay amin'ny afo
Ny ataon'ny arina amin'ny vain'afo sy ny ataon'ny kitay amin'ny afo dia azo ambara mazava. DH: "Tahaka ny fanampian'ny arina hampirehitra ny vain'afo ary tahaka ny fanampian'ny kitay hampirehitra ny afo"
# mandrehitra fifandirana
Ny fandrehetana fifandirana dia sarinteny ilazana ny fampiadiana na fampifandirana olona. DH: "mampiady olona" na "mampifanditra olona"