plt_tn/pro/26/03.md

12 lines
648 B
Markdown

# Ny karavasy dia ho an'ny soavaly, ny lamboridy dia ho an'ny ampondra ary ny tsorakazo dia ho an'ny lamosin'ny adala
Ny karavasy, ny lamboridy, ary ny tsorakazo dia zavatra ampiasain'ny olona hamapanaovana ny soavaly, ny apondra, na ny adala izay tiany.
# ny lamboridy dia ho an'ny ampondra
Ny lamboridy dia vita amin'ny tady. Apetraky ny olona eo amin'ny lohan'ny ampondra izany ary tazoniny ny iray amin'ireo tady mba hampandeha ilay ampondra amin'izay lalana tiany ampandehanana azy.
# ny tsorakazo dia ho an'ny lamosin'ny adala
Ao amin'ny Baiboly, ny olona dia nikapoka ny zanany na ny andevony tamin'ny tsorakazo mba hamaizana azy ireo.