plt_tn/pro/25/18.md

8 lines
604 B
Markdown

# Ny olona izay mijoro vavolombelona tsy marina momba ny namany dia tahaka ny langilangy, na sabatra, na zana-tsipîka maranitra
Ny vavolombelona tsy marina dia ampitahaina amin'ny fitaovam-piadiana telo izy mety handratra na hamono olona.
# Ny olona tsy mahatoky izay itokianao amin'ny fotoan'ny fahoriana dia tahaka ny nify ratsy na tongotra mibolisatra
Ny olona adala dia ampitahaina amin'ny ratsam-batana izay mahatonga olana amin'ny olona iray. DH: "Ny fitokiana amin'ny olona tsy mahatoky amin'ny fotoam-pahoriana dia hitondra fanaintainana tahaka ny nify ratsy na tongotra mibolisatra ho anao"