plt_tn/pro/24/17.md

16 lines
614 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).
# lavo ny fahavalonao
"misy zava-dratsy manjo ny fahavalonao"
# aoka tsy ho ravoravo ny fonao
Didy entitra io. Ny teny hoe "fo" dia ilazana ilay olona. DH: "aza avela hifaly ny tenanao" na "sakatsy tsy hifaly ny tenanao"
# esoriny aminy ny fahatezerany
Ny teny hoe "esoriny ny fahatezerany" dia fomba fiteny ilazana hoe tsy tezitra intsony. Izay hataon'i Yaveh ho solon'izany dia azo atao mazava. DH: "hitsahatra amin'ny fahatezerany aminy ary ho tezitra aminao kosa"