24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).
|
|
|
|
# Aza mitsitsy ny fampianarana tsy ho amin'ny zaza
|
|
|
|
Ny teny hoe "fampianarana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "Aza atao tsinontsinona ny fampianarana ny zaza" na "Aza mandà ny hampianatra zaza"
|
|
|
|
# mitsitsy
|
|
|
|
mandà ny hanome zavatra izay ilain'ny hafa
|
|
|
|
# tsorakazo
|
|
|
|
tapa-kazo
|
|
|
|
# Ianao no tsy maintsy hikapoka azy ... hamonjy ny fanahiny
|
|
|
|
"Tsy maintsy kapohinao izy ... ary vonjeo ny fanahiny." Tsy misy hafa hanao izany. Ilay mpihaino no tompon'andraikitra amin'ny famonjena ny fanahin'ilay zaza amin'ny Fiainan-tsy hita, ary ny fomba hamonjena azy dia ny fikapohana azy.
|
|
|
|
# hamonjy ny fanahiny amin'ny Fiainan-tsy hita
|
|
|
|
Raha mikapoka ny zanany amin'ny tsorakazo ny mpihaino, dia tsy ho faty tanora izy ireo satria nanao zavatra adaladala na zava-dratsy. Ny teny hoe "fanahy" dia ilazana ilay olona. Ny Fiainan-tsy hita no tontolon'ny maty; ny fandehanana any amin'ny tontolon'ny maty dia fanalefahan-teny ilazana ny fahafatesana. DH: "ary hiaro azy amin'ny tontolon'ny maty ianao" na "ary hiaro azy tsy ho faty ianao"
|