plt_tn/pro/22/05.md

20 lines
718 B
Markdown

# Ny tsilo sy ny fandrika no eo amin'ny lalan'ny maditra
Ny fomba fiainan'ny olona maditra dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe lalana izay hahita fahoriana nohon'ny "tsilo" voajanahary sy "fandrika" namboarin'ny olona.
# fandrika
fandrika hahazoana biby
# ny maditra
Io mpamaritra anarana io dia azo adika amin'ny andian-teny misy anarana. DH: "olona maditra"
# izay miaro ny ainy
Ny olona izay manao izay ilainy hatao mba ho ela velona dia resahina toy ny hoe manalavitra ny mpangalatra amin'ny zavatra mivaingana iray izany olona izany. DH: "ny olona izay te ho ela velona"
# ny lalana tokony alehany
Ny fomba fiainan'ny olona dia resahina toy ny hoe lalana izay andehanany. DH: "ny fomba tokony hiainany"