plt_tn/pro/20/11.md

20 lines
575 B
Markdown

# Na ny tanora aza dia fantatra amin'ny ataony
Io dia azo atao hoe DH: "Fantatry ny olona amin'ny asany ny tanora"
# raha madio sy mahitsy ny fitondran-tenany
"raha madio sy marina ny fitondran-tenany na tsia"
# ny fitondran-tenany
"ny asany" na "izay ataony"
# madio sy mahitsy
Ireo teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary manindry ny amin'ny fahatsaran'izay tanora izany. Azo akambana ho teny iray ireo raha ilaina. DH: "madio"
# sofina izay maheno ary ny maso izay mahita
Averina ny hevitra roa mitovy mba hanindriana fa Yaveh no nanao ny retsika rehetra.