plt_tn/pro/18/13.md

16 lines
804 B
Markdown

# adalana sy henatra ho azy
Ny teny hoe "adalana" dia azo atao amin'ny endrika mpamari-toetra ary ny teny hoe "henatra" dia azo atao amin'ny endrika matoanteny. DH: "adaladala aminy izany, ary tokony ho menatra izy"
# Zakan'ny fanahin'ny olona ny faharariana
Eto dia amin'ny fanahiny no iresahana ny olona mba hanindriana ny toetrany. DH: "Olona izay velom-panantenana dia hahazaka faharariana" na "Raha feno fanantenana ao anatiny ny olona iray, dia hahazaka ny faharariana izy"
# fa iza no hahazaka izany fanahy torotoro izany?
Ity dia fanontaniana fampisainana, izay miandry ny valinteny fa vitsy no afaka mahazaka izany. Azo soratana amin'ny endrika fanambarana io. DH: "fa tena mafy ny mizaka izay fanahy torotoro izany."
# fanahy torotoro
Entina ilazana ny famoizam-po io. DH: "famoizam-po"