plt_tn/pro/17/19.md

16 lines
748 B
Markdown

# manapotika ny taolana
Midika izany fa hisy hisaoty eo amin'ny tokonam-baravarana ka ho tapa-taolana, mety ho eo amin'ny tongony. DH: "dia azo antoka fa hampitsambikina ny olona iray ka hahatapaka ny taolan-tongony" na "azo antoka fa hampitsambikina ny olona iray ka handratra ny tenany"
# manana fo maditra
Ny "fo" dia maneho ny fahatsapan'ny olona iray, ny toetrany ary ny faharisihany. DH: "izay mamitaka" na "izay tsy marina"
# izay manana lela mpamitaka
Ny "lela" dia maneho ny tenin'ny olona iray. DH: "miteny amin'ny fomba mivadibadika" na "meteny amin-karatsiana"
# mianjera amin'ny loza
"latsaka amin'ny fahoriana" Ny hoe "mianjera amin'ny" zavatra iray dia midika hoe tafiditra anatin'izany toe-draharaha izany. DH: "hahazo loza"