20 lines
519 B
Markdown
20 lines
519 B
Markdown
# mitady fikomiana
|
|
|
|
Ny teny hoe "fikomiana' dia azo aseho amin;ny endrika matoanteny. DH: "mitady hikomy"
|
|
|
|
# halefa hanohitra azy ny iraka lozabe
|
|
|
|
Io dia azo atao hoe DH: "hisy iraka lozabe ho avy hanohitra azy"
|
|
|
|
# halefa hanohitra azy
|
|
|
|
Ny hoe "alefa hanohitra" olona iray dia midika ho irahina hamely azy. DH: "halefa hamely azy"
|
|
|
|
# bera very anaka
|
|
|
|
Io dia azo adika hoe DH: "bera izay voa very ny zanany"
|
|
|
|
# amin'ny fahadalany
|
|
|
|
Ny teny hoe "fahadalana" dia azo atao amin'ny endrika mpamaritra. DH: "izay miadaladala"
|