17 lines
954 B
Markdown
17 lines
954 B
Markdown
# kabary tsara lahatra
|
|
|
|
"teny tsara" na "teny tonga lafatra"
|
|
|
|
# mainka fa ny molotra mpandainga ho mety ho an'ny fianakavian'ny mpanjaka
|
|
|
|
Ny olona mandainga dia faritan'izany toy ny hoe tena ny "molony" mihitsy no mandainga. DH: "koa mihoatra noho izany ny tsy fetezan'ny fianakavian'ny mpanjaka mandainga"
|
|
|
|
# Tahaka ny vato mahagaga ny kolikoly ho an'ny olona izay manome izany
|
|
|
|
Miresaka momba ny fandairan'ny kolikolin'ny olona amin'ny fampitahana izany amin'ny vato mahagaga na rojo mahagaga io. DH: "Mandaitra toy ny vato mahagaga amin'izay manome izany ny kolikoly" na "Mandaitra tahaka ny fahagagana ho an'izay manome azy ny kolikoly"
|
|
|
|
# na aiza na aiza itodihany
|
|
|
|
Eto ny hoe "itodihany" dia maneho zavatra isan-karazany izay ataon'ny olona. Indrinda indrindra, io dia entina ilazana ny zavatra isan-karazany ataon'ny olona amin'ny alalan'
|
|
ny kolikoly. DH: "amin'izay rehetra ataony" na "amin'izay rehetra ezahiny atao amin'ny fanomezana kolikoly"
|